Ecclesiastes 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana, hano amin’ny fifaliana ny mofonao ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan’Andriamanitra sahady ny asanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana, hano an-kafaliana ny mofonao, ary sotroy am-piravoravoam-po ny divainao; fa efa asehon’Andriamanitra ny fankasitrahany ny asanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hano amim-pifaliana ny haninao ary sotroy amin’ny fo ravoravo ny divainao, satria efa sitrak’Andriamanitra ireo asanao.
Malagasy Bible 1865
Mandehana, hano amin'ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin'ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan'Andriamanitra ela ny asanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana, hano amin’ny fifaliana ny mofonao ary sotroy amin’ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan’Andriamanitra sahady ny asanao.
malagasy
Mandehana, hano amin'ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin'ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan'Andriamanitra ela ny asanao.