Ecclesiastes 9:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fotsy mandrakariva ny fitafianao ary aoka tsy ho diso menaka ny lohanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fotsy mandrakariva ny fitafianao; ary tsy ho diso diloilo manitra ny lohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fotoan-drehetra, mitafia akanjo fitondra amin’ny andro fety ary aza hadinoina ny manisy ilomanitra ny tarehinao.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho fotsy mandrakariva ny fitafianao, ary aoka tsy ho diso menaka ny lohanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fotsy mandrakariva ny fitafianao ary aoka tsy ho diso menaka ny lohanao.
malagasy
Aoka ho fotsy mandrakariva ny fitafianao, ary aoka tsy ho diso menaka ny lohanao.