Ephesians 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanatanterahany izany rehefa tonga ny fotoana voatendry, ka hanangonany indray ny zavatra rehetra, na ny any an-danitra na ny etỳ an-tany ho ambanin’ny mpitondra tokana dia Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa feno ny andro: dia ny hanakapohana ny zavatra rehetra ho iray ao amin’i Kristy, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hotanterahiny mandra-pahatongan’ny fotoanandro farany izany tsiambaratelo izany: dia ny hampivondrona ny zavatra rehetra, ny any an-danitra sy ny eto an-tany, ao amin’i Kristy Filoha tokana.
Malagasy Bible 1865
hahatanterahany ny fitondrana hatao mandra-pahatapitry ny andro voatendry, hanangonany ny zavatra rehetra ho iray ao amin'i Kristy, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, dia ho ao aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanatanterahany izany rehefa tonga ny fotoana voatendry, ka hanangonany indray ny zavatra rehetra, na ny any an-danitra na ny etỳ an-tany ho ambanin’ny mpitondra tokana dia Kristy.
malagasy
hahatanterahany ny fitondrana hatao mandra-pahatapitry ny andro voatendry, hanangonany ny zavatra rehetra ho iray ao amin'i Kristy, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, dia ho ao aminy; [ Na: hanangonany indray]