Ephesians 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fiderana ny voninahiny isika izay manana fanantenana ao amin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho fankalazana ny voninahiny isika, dia isika izay nanantena an’i Kristy rahateo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hideranay an’Andriamanitra be voninahitra anie izany, satria izahay no nanantena voalohany an’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
mba ho fiderana ny voninahiny izahay, izay nanantena an'i Kristy rahateo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fiderana ny voninahiny isika izay manana fanantenana ao amin’i Kristy.
malagasy
mba ho fiderana ny voninahiny izahay, izay nanantena an'i Kristy rahateo.