Ephesians 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin’ny fanavotana ny olona izay nalainy ho an’ny tenany, mba ho fiderana ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy santatry ny lovantsika, mandra-pahatanteraky ny fanavotana an’izay rehetra nofidin’Andriamanitra ho fankalazana ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io Fanahy Masina io no antoka hahazoantsika ny lova natokan’Andriamanitra ho an’ny vahoakany, mba hahatanteraka ny fanavotana ireo olona natao mba ho fananan’Andriamanitra, hiderantsika ny voninahitr’Andriamanitra izany!
Malagasy Bible 1865
Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny olona izay nahiny ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin’ny fanavotana ny olona izay nalainy ho an’ny tenany, mba ho fiderana ny voninahiny.
malagasy
Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin'ny fanavotana ny olona izay nahiny ho an'ny tenany, ho fiderana ny voninahiny.