Ephesians 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, izaho koa, rehefa nandre ny amin’ny finoanareo an’i Jesosy Tompo sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, nony reko ny finoanareo an’i Jesoa Kristy sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, rehefa nandre ny finoanareo an’i Jesoa Tompo sy ny fitiavanareo ny vahoakan’Andriamanitra rehetra aho,
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny finoanareo an'i Jesosy Tompo izay hitan 'ny olona masina rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, izaho koa, rehefa nandre ny amin’ny finoanareo an’i Jesosy Tompo sy ny fitiavanareo ny olona masina rehetra,
malagasy
[Fivavahana ho an'ny Kristiana tao Efesosy mba handrosoany hahalala ny hatsaran'ny famonjena, sy fampahatsiarovana azy ny halehiben'ny fitiavan'Andriamanitra] Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny finoanareo an'i Jesosy Tompo izay hitan'ny olona masina rehetra, [ Na: (ny finoanareo an'i Jesosy Tompo sy ny fitiavanareo)]