Ephesians 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin’ny vavaka ataoko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy mitsahatra ny manao fisaorana noho ny aminareo aho, sy mahatsiaro anareo amin’ny fivavahako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy mitsahatra misaotra an’Andriamanitra noho ny aminareo. Mahatsiaro anareo aho amin’ny fivavahako
Malagasy Bible 1865
dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin'ny fivavahako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin’ny vavaka ataoko
malagasy
dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin'ny fivavahako,