Ephesians 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany heriny izany no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nampitoerany Azy eo ankavanany any an-danitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharihariny tao amin’i Kristy izany heriny izany, tamin’ny nananganany azy ho velona, sy nametrahany Azy teo ankavanany any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany hery izany dia nampiasain’Andriamanitra tamin’ny nananganany an’i Kristy ho velona avy tany amin’ny maty ary tamin’ny nampipetrahany Azy eo ankavanany any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
izay nataony tao amin'i Kristy tamin'ny nananganany Azy tamin'ny maty sy ny nampitoerany Azy eo amin'ny tànany ankavanana any an-danitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany heriny izany no nananganany an’i Kristy tamin’ny maty sy nampitoerany Azy eo ankavanany any an-danitra,
malagasy
izay nataony tao amin'i Kristy tamin'ny nananganany Azy tamin'ny maty sy ny nampitoerany Azy eo amin'ny tànany ankavanana any an-danitra,