Ephesians 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin’ny tongony Izy ka nanao Azy ho ambonin’ny zavatra rehetra sady Lohan’ny fiangonana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa napetrany eo an-tongony ny zavatra rehetra, ary nataony filohany ambony indrindra Izy amin’ny Eglizy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa napetrak’Andriamanitra eo ambany tongotr’i Kristy ny zavatra rehetra; ary i Kristy dia nomen’Andriamanitra ny Fiangonana ho Filoha faratampony.
Malagasy Bible 1865
dia nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin'ny tongony Izy ka nanao Azy ho Lohany manapaka ny zavatra rehetra ho an'ny fiangonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin’ny tongony Izy ka nanao Azy ho ambonin’ny zavatra rehetra sady Lohan’ny fiangonana
malagasy
dia nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin'ny tongony Izy ka nanao Azy ho Lohany manapaka ny zavatra rehetra ho an'ny fiangonana, [ Gr. eklesia]izay tenany, dia ny fahafenoan'izay mameno izao zavatra rehetra izao amin'ny rehetra.