Ephesians 1:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tenany, dia ny fahafenoan’Izay mameno tanteraka ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tenany, famenon’Izy mpameno tena an-davany sy an-tsakany amin’ny rantsam-batany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fiangonana no tenan’i Kristy sady heniky ny hafenoana omen’i Kristy Izay manerana ny zavatra rehetra hatraiza hatraiza.
Malagasy Bible 1865
izay tenany, dia ny fahafenoan'izay mameno izao zavatra rehetra izao amin'ny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tenany, dia ny fahafenoan’Izay mameno tanteraka ny zavatra rehetra.
malagasy
izay tenany, dia ny fahafenoan'izay mameno izao zavatra rehetra izao amin'ny rehetra.