Ephesians 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika, izay nitahy antsika tao amin’i Kristy amin’ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika, Izay nitso-drano antsika tao amin’i Kristy, amin’ny tso-drano rehetra ara-panahy any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hankalazaina anie ilay Andriamanitra sady Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika! Fa nitahy antsika Andriamanitra tamin’ny fitahiana rehetra araka ny Fanahy Masina ka nataony miray amin’i Kristy isika sady tonga mponina any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie Andriamanitra, Rain’i Jesosy Kristy* Tompontsika, izay nitahy antsika tao amin’i Kristy amin’ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,
malagasy
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,