Ephesians 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa notendreny rahateo tamin’ny fitiavana mba ho Azy amin’ny fananganana anaka, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan’ny fony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nanendry antsika rahateo tamim-pitiavana araka ny sitraky ny fony, mba ho zanaka hatsangany amin’ny alalan’i Jesoa Kristy isika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia natokan’Andriamanitra isika mba ho Azy, mba ho tonga zanany amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, fa izany no safidin’ny sitrapony.
Malagasy Bible 1865
rehefa notendreny rahateo amin'ny fitiavana isika mba ho Azy amin'ny fananganan'anaka amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan'ny fony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa notendreny rahateo tamin’ny fitiavana mba ho Azy amin’ny fananganana anaka, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan’ny fony,
malagasy
rehefa notendreny rahateo amin'ny fitiavana isika mba ho Azy amin'ny fananganan'anaka amin'ny alalan'i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan'ny fony, [ Na: amin'ny fitiavana, rehefa notendreny rahateo ho Azy isika]