Ephesians 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany izay nanasoavany antsika maimaimpoana tao amin’ny Malalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nampamirapiratra ny voninahitry ny fahasoavany izany, dia ny fahasoavany nanasoavany antsika ao amin’i Ilay Malalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiderantsika an’Andriamanitra anie ny fahasoavana mamirapiratra izay nomeny antsika maimaimpoana ao amin’ilay Zanany malalany.
Malagasy Bible 1865
ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin'ny Malala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany izay nanasoavany antsika maimaimpoana tao amin’ny Malalany.
malagasy
ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin'ny Malala.