Ephesians 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nataony be dia be ho antsika tamin’ny fahendrena sy ny fisainana rehetra:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nomen’Andriamanitra be dia be ho antsika tamin’ny fahendrena amam-pahalalana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay natosany be dia be tamintsika ka nahazoantsika fahendrena amam-pahalalana feno.
Malagasy Bible 1865
izay nataony be ho antsika tamin'ny fahendrena sy ny fisainana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nataony be dia be ho antsika tamin’ny fahendrena sy ny fisainana rehetra:
malagasy
izay nataony be ho antsika tamin'ny fahendrena sy ny fisainana rehetra,