Ephesians 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahafantariny antsika ny zavamiafina ny amin’ny sitrapony, araka ny safidiny izay nokasain’ny tenany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nampahafantariny antsika ny lahatra lalin’ny safidim-pony, izay nofidin’ny hatsaram-pony hotanterahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampahafantarin’Andriamanitra antsika ilay tsiambaratelon’ny sitrapony, araka ny safidy noheveriny hotontosaina ao amin’ny Zanany.
Malagasy Bible 1865
rehefa nampahafantariny ny zava-miafina ny amin'ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain'ny tenany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahafantariny antsika ny zavamiafina ny amin’ny sitrapony, araka ny safidiny izay nokasain’ny tenany,
malagasy
rehefa nampahafantariny ny zava-miafina ny amin'ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain'ny tenany,