Ephesians 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia maty noho ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahiny dia matin’ny fahadisoana amam-pahotanareo ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahiny ianareo dia maty ara-panahy noho ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia maty noho ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo
malagasy
Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,