Ephesians 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria Izy no ahafahantsika roa tonta manatona ny Ray amin’ny Fanahy iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria aminy no fahazoantsika roa tonta manatona ny Ray ao amin’ny Fanahy iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia amin’ny alalan’i Kristy no ahazoantsika roa tonta manatona an’Andriamanitra Ray noho ny asan’ny Fanahy Masina iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no ananantsika roa tonta fanatonana amin'ny Fanahy iray ho any amin'ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria Izy no ahafahantsika roa tonta manatona ny Ray amin’ny Fanahy iray.
malagasy
Fa Izy no ananantsika roa tonta fanatonana amin'ny Fanahy iray ho any amin'ny Ray.