Ephesians 2:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy vahiny sy mpivahiny intsony ianareo fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy olon-ko azy na vahiny intsony àry ianareo, fa mpiray fanjakana amin’ny olo-masina sy isam-pianakavian’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, tsy olon-ko azy na vahiny intsony ianareo hafa firenena, fa iray zo sy andraikitra amin’ny vahoakan’Andriamanitra sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy vahiny sy mpivahiny intsony ianareo fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra,
malagasy
Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra,