Ephesians 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
naorina teo ambonin’ny fanorenan’ny Apostoly sy ny mpaminany; ary Kristy Jesosy no vato fehizoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny Apôstôly sy ny Mpaminany no fanorenana nandrafetana anareo, ary i Kristy Jesoa indrindra no vato fehizoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taotrano najoron’Andriamanitra ianareo, ka ny fanorenana dia ny apôstôly sy ny mpaminany; ary i Kristy Jesoa mihitsy no vato fehizoro.
Malagasy Bible 1865
natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
naorina teo ambonin’ny fanorenan’ny Apostoly sy ny mpaminany; ary Kristy Jesosy no vato fehizoro.
malagasy
natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra;