Ephesians 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo ho tempoly masina ao amin’ny Tompo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ao aminy no isondrotan’ny rafitra rehetra mirindra tsara, mba hiforona ho tempoly masina ao amin’ny Tompo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’i Kristy no azo antoka ho mafy ny taotrano manontolo ka misondrotra hatrany mba ho tonga tempoly masina ao amin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao Aminy no irafetan’ny rafitra rehetra, mitombo ho tempoly* masina ao amin’ny Tompo;
malagasy
ao aminy no irafetan'ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo.Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy.