Ephesians 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ao Aminy koa ianareo no miaraka aorina ho fonenan’Andriamanitra ao amin’ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ao aminy no andrafetan’ny Fanahy Masina anareo ho trano onenan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’i Kristy koa no arafitra miaraka aminay ianareo mba ho tonga trano fonenan’Andriamanitra noho ny asan’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ao Aminy koa ianareo no miaraka aorina ho fonenan’Andriamanitra ao amin’ny Fanahy.
malagasy
Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy.