Ephesians 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra anefa manankarena famindrampo, noho ny halehiben’ny fitiavany izay nitiavany antsika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Andriamanitra izay manan-karena amin’ny famindram-po, noho ny halehiben’ny fitiavana izay nitiavany antsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa lehibe tokoa ny famindrampon’Andriamanitra, satria fatratra ny fitiavana asehony amintsika;
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra anefa manankarena famindrampo, noho ny halehiben’ny fitiavany izay nitiavany antsika,
malagasy
Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika,