Ephesians 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa fony mbola maty noho ny fahadisoana isika dia novelominy niaraka tamin’i Kristy. Fahasoavana no namonjena anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na dia fony mbola matin’ny fahotana aza isika, no nahavelona antsika niaraka tamin’i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo);
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka fony mbola maty ara-panahy isika noho ny fahadisoantsika, dia novelominy indray niaraka tamin’i Kristy. Fahasoavan’Andriamanitra no namonjena anareo!
Malagasy Bible 1865
na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa fony mbola maty noho ny fahadisoana isika dia novelominy niaraka tamin’i Kristy*. Fahasoavana no namonjena anareo.
malagasy
na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo);