Ephesians 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niara-natsangany isika ary niara-napetrany any an-danitra ao amin’i Kristy Jesosy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niara-natsangany isika, sy niara-napetrany amin’i Jesoa Kristy any an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa noho isika efa tafaray amin’i Kristy Jesoa, dia niara-natsangan’Andriamanitra ho velona isika sy niara-napetrany any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
ary niara-natsangany isika ka niara-napetrany any an-danitra ao amin'i Kristy Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niara-natsangany isika ary niara-napetrany any an-danitra ao amin’i Kristy Jesosy
malagasy
ary niara-natsangany isika ka niara-napetrany any an-danitra ao amin'i Kristy Jesosy,