Ephesians 2:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny alalan’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fahasoavana no namonjena anareo, ka tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fahasoavan’Andriamanitra no namonjena anareo, tamin’ny alalan’ny finoana! Ary tsy avy aminareo izany famonjena izany, fa fanomezan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny alalan’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra;
malagasy
Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;