Ephesians 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, izaho Paoly, mpifatotra noho ny amin’i Kristy Jesosy, noho ny aminareo Jentilisa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho izany, izaho Paoly mpifatotr’i Kristy Jesoa noho ny aminareo Jentily
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany izaho Paoly, izay migadra noho ny amin’i Kristy Jesoa hanasoavana anareo hafa firenena, dia mangataka amin’Andriamanitra ho anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany, izaho Paoly, mpifatotra an'i Kristy Jesosy, noho ny aminareo jentilisa, -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, izaho Paoly, mpifatotra noho ny amin’i Kristy* Jesosy, noho ny aminareo Jentilisa*,
malagasy
[Ny nanendrena an'i Paoly ho Apostolin'ny jentilisa, sy ny vavaka aman-tsaotra nataony ho an'ny fiangonana tao Efesosy] Ary noho izany, izaho Paoly, mpifatotra an'i Kristy Jesosy, noho ny aminareo jentilisa, -