Ephesians 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampahafantarina amin’ny alalan’ny fiangonana an’ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin’izao ankehitriny izao ny lafiny maro samihafa amin’ny fahendren’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izany no naseho ankehitriny izao tamin’ny alalan’ny Eglizy, ka tonga fantatr’ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra ny fahaizan’Andriamanitra mamoron-kevitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ankehitriny kosa naseho tamin’ny alalan’ny Fiangonana izany, ka tonga fantatr’ireo fanapahana sy ny fahefana eny ana habakabaka ny fahendren’Andriamanitra, dia fahendrena mahefa zavatra tsy tambo isaina.
Malagasy Bible 1865
mba hampahafantarina ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin'izao ankehitriny izao ny mahamaro samy hafa ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fitondrany ny fiangonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampahafantarina amin’ny alalan’ny fiangonana an’ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin’izao ankehitriny izao ny lafiny maro samihafa amin’ny fahendren’Andriamanitra,
malagasy
mba hampahafantarina ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin'izao ankehitriny izao ny mahamaro samy hafa ny fahendren'Andriamanitra amin'ny fitondrany ny fiangonana, [ Gr. eklesia]