Ephesians 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny lahatra nataony hatrizay hatrizay tao amin’i Kristy Jesoa Tompontsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany rahateo no fandaharana hatrizay hatrizay ka notanterahin’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Kristy Jesoa Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika.
malagasy
araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika,