Ephesians 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao Aminy no ananantsika fahasahiana hanatona Azy amin’ny fahatokiana, noho ny finoana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay ananantsika fahasahiana hanatona an’Andriamanitra amam-pahatokiana noho ny finoana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary isika efa tafaray amin’i Kristy dia manana ny fahasahiana manatona an’Andriamanitra amim-pahatokiana, noho ny finoana niainan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin'ny fahatokiana noho ny finoana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao Aminy no ananantsika fahasahiana hanatona Azy amin’ny fahatokiana, noho ny finoana Azy.
malagasy
Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin'ny fahatokiana noho ny finoana Azy.