Ephesians 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka ianareo amin’ny fahoriako noho ny aminareo, fa voninahitrareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin’ny fahoriako ho anareo, fa voninahitra ho anareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany no angatahako anareo mba tsy ho ketraka amin’ny fahoriana manjo ahy hanasoavana anareo, fa misy vokany be voninahitra ho anareo izany.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin'ny fahoriako ho anareo, fa voninahitrareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka ianareo amin’ny fahoriako noho ny aminareo, fa voninahitrareo izany.
malagasy
Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin'ny fahoriako ho anareo, fa voninahitrareo izany.