Ephesians 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no antony andohalehako eo anatrehan’ny Ray
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, noho izany no andohalihako amin’ny Ray,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany no andohalehako eo anatrehan’Andriamanitra Ray,
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany no andohalehako amin'ny Ray
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no antony andohalehako eo anatrehan’ny Ray
malagasy
Ary noho izany no andohalehako amin'ny Ray