Ephesians 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay ahazoan’ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay angalàn’ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay antom-pisian’ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Izay ahazoan'ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay ahazoan’ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
malagasy
Izay ahazoan'ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,