Ephesians 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba homeny anareo, araka ny harenan’ny voninahiny, ny tanjaka sy ny hery avy ao anaty amin’ny alalan’ny Fanahiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba homeny anareo, araka ny haren’ny voninahiny, ny hankaherezina fatratra araka ny olona anaty amin’ny Fanahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka amin’Andriamanitra aho mba homeny anareo, araka ny haren’ny voninahiny, ny hohatanjahina fatratra ao anatinareo amin’ny herin’ny Fanahiny,
Malagasy Bible 1865
mba homeny anareo, araka ny haren'ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin'ny Fanahiny ny toe-panahinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba homeny anareo, araka ny harenan’ny voninahiny, ny tanjaka sy ny hery avy ao anaty amin’ny alalan’ny Fanahiny;
malagasy
mba homeny anareo, araka ny haren'ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin'ny Fanahiny ny toe-panahinareo;