Ephesians 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary koa mba hitoeran’i Kristy ao am-ponareo amin’ny finoana dia hamahatra sy hiorina mafy amin’ny fitiavana ianareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny hitoeran’i Kristy ao am-ponareo amin’ny finoana, dia ho latsa-paka sy hiorina amin’ny fitiavana ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hitoeran’i Kristy ao am-ponareo amin’ny finoana; dia hamahatra tsara sy ho mafy orina amin’ny fitiavana ianareo.
Malagasy Bible 1865
mba hitoeran'i Kristy ao am-ponareo amin'ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin'ny fitiavana ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary koa mba hitoeran’i Kristy* ao am-ponareo amin’ny finoana dia hamahatra sy hiorina mafy amin’ny fitiavana ianareo
malagasy
mba hitoeran'i Kristy ao am-ponareo amin'ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin'ny fitiavana ianareo,