Ephesians 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hahaizanareo mbamin’ny olona masina rehetra hahafantatra tsara izay sakany, lavany, haavony ary halaliny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hiara-mahafantatra tsara amin’ny olomasina rehetra izay sakany sy lavany, ary haavony sy halaliny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka amin’Andriamanitra aho ny hahaizanareo mbamin’ny vahoakan’Andriamanitra rehetra mahafantatra tsara ny fitiavan’i Kristy, dia izay sakany sy lavany ary haavony sy halaliny.
Malagasy Bible 1865
mba hahaizanareo mbamin'ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hahaizanareo mbamin’ny olona masina rehetra hahafantatra tsara izay sakany, lavany, haavony ary halaliny,
malagasy
mba hahaizanareo mbamin'ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany.