Ephesians 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mba renareo mantsy ny fitantanan’Andriamanitra ny fahasoavany izay nomeny ahy noho ny aminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mba renareo ihany ny fanambaràna ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoky aho fa efa renareo ny andraikitra tontosaiko aminareo, noho ny tombon-tsoa nomen’Andriamanitra ahy.
Malagasy Bible 1865
raha mba renareo ny fitondrana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mba renareo mantsy ny fitantanan’Andriamanitra ny fahasoavany izay nomeny ahy noho ny aminareo,
malagasy
raha mba renareo ny fitondrana ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,