Ephesians 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany, raha mamaky ianareo dia ho takatrareo ny fahafantarako ny zava-niafina momba an’i Kristy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny famakiana izany no hahaizanareo mamantatra ny fahalalako ilay zava-miafina tao amin’i Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka raha mamaky ianareo, dia ho hainareo fantarina ny fahalalàko ilay tsiambaratelo momba an’i Kristy.)
Malagasy Bible 1865
Ary araka izany, raha mamaky ianareo, dia ho hainareo fantarina ny fahafantarako ny zava-niafina ny amin'i Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany, raha mamaky ianareo dia ho takatrareo ny fahafantarako ny zava-niafina momba an’i Kristy,
malagasy
Ary araka izany, raha mamaky ianareo, dia ho hainareo fantarina ny fahafantarako ny zava-niafina ny amin'i Kristy,