Ephesians 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’olombelona tamin’ny taranaka lasa. Izany dia tahaka ny fanambaràn’ny Fanahy ankehitriny amin’ny Apostoly masina sy ny mpaminany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’olombelona tamin’ny taranaka tany aloha, toy ny nanambaràna azy ankehitriny tamin’ny Apôstôly masina sy ny mpaminany ao amin’ny Fanahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mbola nampahafantarina ny olombelona izany tsiambaratelo izany tamin’ny andro lasa; fa ireo apôstôly sy mpaminany voatokana ho an’Andriamanitra kosa no nanambarana azy ankehitriny noho ny asan’ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka lasa tahaka ny fanambaran'ny Fanahy ankehitriny amin'ny Apostoly masina sy ny mpaminany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’olombelona tamin’ny taranaka lasa. Izany dia tahaka ny fanambaràn’ny Fanahy ankehitriny amin’ny Apostoly masina sy ny mpaminany,
malagasy
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak'olombelona tamin'ny taranaka lasa tahaka ny fanambaran'ny Fanahy ankehitriny amin'ny Apostoly masina sy ny mpaminany,