Ephesians 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny hahatongavan’ny Jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin’i Kristy Jesosy noho ny Filazantsara
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izao: Ny Jentily dia tonga iray lova sy iray tena ary mpiombona ny fampanantenana amin’ny Jody ao amin’i Kristy Jesoa noho ny ninoany ny Evanjely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao àry izany tsiambaratelo izany: amin’ny alalan’ny Vaovao Mahafaly, ny hafa firenena dia natao hitambatra amin’ny Jiosy ka hiara-mandova ny zava-tsoa natokan’Andriamanitra ho an’ny vahoakany, sy ho tena iray ihany ary hiombona anjara amin’ny fampanantenàn’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny hahatongavan’ny Jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin’i Kristy Jesosy noho ny Filazantsara
malagasy
dia ny ahatongavan'ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin'i Kristy Jesosy noho ny filazantsara,