Ephesians 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay nanaovana ahy ho mpanompo, araka ny fanomezan’ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena ahy araka ny fiasan’ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izaho no voatendry ho mpandraharaha amin’izany, araka ny fanomezam-pahasoavan’Andriamanitra nomena ahy tamin’ny herin’ny fahefany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga mpanompon’ny Vaovao Mahafaly aho noho ny tombon-tsoa nomen’Andriamanitra ahy maimaimpoana, araka ny fiàsan’ny heriny.
Malagasy Bible 1865
izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fanomezan'ny fahasoavan'Andriamanitra, izay nomena ahy araka ny fiàsan'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay nanaovana ahy ho mpanompo, araka ny fanomezan’ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena ahy araka ny fiasan’ny heriny.
malagasy
izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fanomezan'ny fahasoavan'Andriamanitra, izay nomena ahy araka ny fiàsan'ny heriny.