Ephesians 4:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin’ny Tompo, dia mangataka anareo mba handeha mendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mangataka aminareo aho, dia izaho izay an-tranomaizina noho ny amin’ny Tompo, mba hanao fitondran-tena mendrika ny fiantsoana niantsoana anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mangataka aminareo aho, dia izaho izay migadra noho ny amin’ny Tompo: manàna fitondrantena mendrika ny fiantsoan’Andriamanitra anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin 'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin’ny Tompo, dia mangataka anareo mba handeha mendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo
malagasy
[Fananarana azy mba hifanara-tsaina sy haharitra ary handroso tsara] Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo, [ Gr. ao amin']