Ephesians 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin’ny lanitra rehetra mba hamenoany ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy iza Ilay nidina fa Ilay niakatra any ambonin’ny lanitra rehetra ihany, mba hamenoany ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay nidina ihany ho Ilay niakatra any amin’ny lanitra faratampony indrindra, mba hanerana izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin'ny lanitra rehetra, hamenoany ny zavatra rehetra.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin’ny lanitra rehetra mba hamenoany ny zavatra rehetra.
malagasy
Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin'ny lanitra rehetra, hamenoany ny zavatra rehetra.)