Ephesians 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho fanomanana ny olona masina, ho amin’ny asan’ny fanompoana, ho amin’ny fampandrosoana ny tenan’i Kristy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba samy hanana ny fandraharahany avy, amin’ny fandavorariana ny olona masina, dia amin’ny fandrafetana ny Tenan’i Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fampitaovana ny vahoakan’Andriamanitra ireny mba hahatontosana ny asa fanompoam-piangonana, ka hirafetan’ny tenan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
ho fanatanterahana ny olona masina, ho amin'ny asan'ny fanompoana amin'ny fiangonana, ho amin'ny fampandrosoana ny tenan'i Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho fanomanana ny olona masina, ho amin’ny asan’ny fanompoana, ho amin’ny fampandrosoana ny tenan’i Kristy,
malagasy
ho fanatanterahana ny olona masina, ho amin'ny asan'ny fanompoana amin'ny fiangonana, ho amin'ny fampandrosoana ny tenan'i Kristy, [ Gr. eklesia]