Ephesians 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mba hanaraka ny marina amin’ny fitiavana ka hitombo amin’ny zavatra rehetra ho amin’Izay Loha, dia Kristy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hanaraka ny marina amin’ny fitiavana, ka hitombo hatrany hatrany amin’ny zavatra rehetra, amin’ny firaisana amin’ny Loha, dia i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fitiavana kosa no hanambaràntsika ny fampianarana marina ka amin’ny lafiny rehetra anie no hitomboantsika firaisana amin’i Kristy Izay loha.
Malagasy Bible 1865
fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mba hanaraka ny marina amin’ny fitiavana ka hitombo amin’ny zavatra rehetra ho amin’Izay Loha, dia Kristy;
malagasy
fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy;