Ephesians 4:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin’ny fijangajangana, hanao izay fahalotoana rehetra amin’ny fitiavam-bola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lany henatra dia navarin’ny filàn-dratsiny tamin’ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa lany henatra mihitsy, ka mivarilavo amin’ny fihetsika tsy maotina sady revo manaram-po amin’ny fahalotoana isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin'ny fijejojejoana hanao izay fahalotoana rehetra amin'ny fieremana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin’ny fijangajangana, hanao izay fahalotoana rehetra amin’ny fitiavam-bola.
malagasy
dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin'ny fijejojejoana hanao izay fahalotoana rehetra amin'ny fieremana.