Ephesians 4:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo kosa dia tsy mba toy izany no nianaranareo an’i Kristy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianareo kosa, dia tsy mba ny ho toy izany no nianaranareo hahalala an’i Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mba toy izany kosa no nianaranareo an’i Kristy!
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo kosa dia tsy mba toy izany no nianaranareo an’i Kristy*,
malagasy
Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy,