Ephesians 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha Izy tokoa no renareo ka tao Aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin’i Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana ao amin’i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa efa nandre ny aminy tokoa ianareo ary efa norosoana ny fampianarana marina ao amin’i Jesoa, araka ny maha kristianina anareo.
Malagasy Bible 1865
raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha Izy tokoa no renareo ka tao Aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin’i Jesosy,
malagasy
raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesosy,