Ephesians 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hialanareo ny toetra maha olona taloha anareo araka ny fitondrantenanareo fahiny izay mihasimba araka ny filan’ny fitaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hiala amin’ny fitondran-tenanareo taloha, ka hamela ny olon-tranainareo efa simban’ny fitaky ny filàn-dratsy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany aoka hialanareo ny toetrareo taloha nifandraika tamin’ny fitondrantenanareo fahiny, dia ilay toetra mihasimba noho ny fitaky ny filàndratsy.
Malagasy Bible 1865
mba hialanareo ny toetrareo taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hialanareo ny toetra maha olona taloha anareo araka ny fitondrantenanareo fahiny izay mihasimba araka ny filan’ny fitaka;
malagasy
mba hialanareo ny toetrareo taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka; [ Gr. olonareo]