Ephesians 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mba hohavaozina kosa ianareo amin’ny fanahin’ny sainareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hohavaozina ao amin’ny saina amam-panahinareo ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hohavaozina tanteraka ny fanahinareo sy ny sainareo;
Malagasy Bible 1865
fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mba hohavaozina kosa ianareo amin’ny fanahin’ny sainareo,
malagasy
fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo,