Ephesians 4:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia esory ny lainga ka samia milaza ny marina amin’ny namany avy ianareo rehetra satria samy momba ny tenan’ny namantsika avokoa isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ario àry ny lainga, ka samia milaza ny marina amin’ny namany avy, fa mifampirantsam-batana avokoa isika rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ialao ny lainga; aoka samy hilaza ny marina amin’ny namany avy, fa isika rehetra dia samy anisan’ny tena iray ihany ka mifampiankina.
Malagasy Bible 1865
Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia esory ny lainga ka samia milaza ny marina amin’ny namany avy ianareo rehetra satria samy momba ny tenan’ny namantsika avokoa isika.
malagasy
Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin'ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan'ny momba ny tenan'ny namantsika avokoa isika.